Dikan'ny teny : ambaviny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin'ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga. 1 Ny ilany amin'ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony: Aza atao toy ny fively amponga ny fihavanana ka ny iray ambaviny tambatambazana, ny iray andahiny dobodobohana (o-hab.). 1 Ny ilany misy loaka amin'ny rafitra na amin'ny hidin-trano izay idiran'ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambauiny amin'it? sakamandimby it? ka tsy mitana tsara ny rafitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel