Dikan'ny teny : amberivatry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry mitarel,in-kazo madinidinika; tahatahaka ny rongony ny haben'ny tahony sy ny haavony, fa ny raviny no vo-]oina masaisay, fihinan'ny landibe; ny voany, mitovitovy amin'ny voanemba sady fihinana koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel