Dikan'ny teny : ambiaty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo tsy dia lehibe loatra, izay nataon'ny Ntaolo famantarantaona. - F.-p.: Vary vaky ambiaty: vary afafy amin'ny fivelaran' ny vonin'ny ambiaty, izany hoe amin'ny volana septambra, mifanohitra amin'ny vary atao hoe vary aloha, izay afafy amin'ny volana avrily sy mey. / Varotra omby anaty ambiaty: fivarotan-javatra tsy eo ambany maso fa any lavitra any ka atao tsara laza fotsiny; varotra ifanambakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel