Dikan'ny teny : ambilazo

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl), a.: Hazo mafy marotsaka atao fampandosirana ny bibikely toy ny moka ny setrony rehefa dorana ny tahony; voalaza koa ho mampandositra ny lolo toy ny ambiaty marina. (Calliandra aiternans). I Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel