Dikan'ny teny : ambina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Zara tsara, vintana tsara. t.i.f.: ambinina / manambina, fanambina, mpanambina / anambinana, fanambinana. Ahitsio
2 a.: Asa atao mba hiarovana - amin'ny fiandrasana azy - zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tmnontsika, Rabe hauako. • A-sa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray. - t.i.f.: ambenana,voambina ) miambina, fiambina, mpiambina ( iambenana, fiambenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel