Dikan'ny teny : ambioka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo. Ahitsio
2 (fit.-p.1 Masomboly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel