Dikan'ny teny : ambiroa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan'ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian'ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan'ny ambiroa vetivety, ka avy amin'izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody 'ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia an? Ambondrombe izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel