Dikan'ny teny : ambivitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (1) na Ankambivitra a.: Anarana kilalao fanaon'ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny. Ahitsio
2 (2) na Avivitra p. mt.: Kely dia kely sisa tsy...: Ambiuitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady. / Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain'it? olona maratra itY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel