Dikan'ny teny : ambo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Avo: Trano ambo: trano kely misy tongony a• vo, izay atao fasiam-bary ny ambony. - F.-p.: An'ambo: any ambony any. ( Ohab.: Ny tsiny toy ny rano an'ambo: tsy hita koa mahavoa. Ahitsio
2 a.: Karazan'aretina sa-hala amin'ny androbe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel