Dikan'ny teny : amboakelintenda

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana kambo lavalava toa mihantona amin'ny faran'ny lanilany ampovoany ka manampina ny lavaka mankany amin'ny orona rehefa mitelin-javatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel