Dikan'ny teny : amboara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em tina eny am-pamoloana. 1 A-nentan-javatra iray fehezana, antonona ho entin'ny olona iray mitondra. 1 h.o.: Fiarahan-javatra maro mirindra: Amboaram-peo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel