Dikan'ny teny : amboarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (voatra), mt. ih. (amboary): Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin'ny toetrany tsara teo aloha: Amboary keiy farafara it9 fa tapa-ka ny tongony. 1 Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon'ny vahiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel