Dikan'ny teny : ambody

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk.: Teny mpampiankina enti-milaza toerana amin'ny fototry ny zavatra iray: Nitsilailay teo ambody hazo no nahitako azy. - F,-p.: Tmtra ambody omby: azo eo am-panaovan-dratsy indrindra. ΒΆ M, h.: an-tanana, tra-tehaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel