Dikan'ny teny : ambohoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (voho - amboho) mt. ih. (ambohoy): Avadika amin'ny vohony, amin'ny lafy ratsiny: Ambohoy hoe io sahafa io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel