Dikan'ny teny : ambokony

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt,: Manaraka ambokony: manàiky be tsy manohitra fa mandeha amin' izao tsy am-piheverana; manàraka an-jamba fotsiny ary tsy mandinika. ¶ M.h.: be, befahatany, ambony ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel