Dikan'ny teny : ambolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-balala kelikely, maitso ny volony. * Ohab.: Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy azo ibitabitahana: tsy tokony hitsabatsabaka amin'ny zavatra tsy hay. Ahitsio
2 ft.: Fahaiza mamantatra zavatra amin'ny fofony. 1 Fikarohan'ny orona amin' izay niavian'ny fofona. 1 Li. f.: amboloina, voambolo ( manambolo, fanambolo, mpanambolo i anamboloana, fanamboloana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel