Dikan'ny teny : ambongadiny

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Amin'ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay. Mivarotra ambongadiny: tsy mivarotra afa-tsy betsaka ihany fa tsy mivarotra kely na vitsy (mifanohitra amin'ny mivarotra antsinjarany): Omeo kely siramamy lasiroa aho, tompoko. — Mpivarotra ambongadiny a-ho ka tsy mivarotra latsaka ny iray gony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel