Dikan'ny teny : ambosina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ambosy), mt. ih. (ambosio): Amporisihina, tarihina, taomina, angolena (na amin'ny tsara na amin'ny ratsy): Nambosin-dRabe tsy hiasa ny mpiasa rehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel