Dikan'ny teny : ambosy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famporisihana olona hanao zavatra iray. ? Famporisihana, famokisana olona tsy hanaiky, tsy hankasitraka. - t.i.f.: ambosina, voambosy / mambosy, fambosy, mpambosy / ambosiana, fambosiana / manambosy, fanambosy, mpanambosy / anambosiana, fanambosiana I mahambosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel