Dikan'ny teny : ambozizy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana ankeriny, an-ditra, izany hoe tsy am-piheverana fa manao izay hahavitan'ilay zavatra fotsiny. ΒΆ M.h.: Manao ambozizy, manao an-keriny, manao anditra, manao an'aina, manao anteninaina, manao ankinjitra, manao anezaka, manao amborivory, manao anjolofo, manao angovy, manao letrezana, manao teti-dromotra, manao ambohika, manao angidana, manao andrezatra, manao ambezatra, manao amboletra, manao lemozy, mivatravatra, mitratrevatreva, mahery vaitra, mahery vaika, manao torikisina, manao terisetra, manao terivaimanta, manao ambodihidy, manao anjakanjaka, manao toton-dreniomby, manao toton'omby bory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel