Dikan'ny teny : amiana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javamaniry misy tsilotsilony ny raviny ka mampaharary hoditra, na mahaboka mihitsy aza, hoy ny olona sasany, raha voakasika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel