Dikan'ny teny : amiba

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. amibe) a: Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao hoe fivalanandra amibianina raha tafiditra any anatin'ny tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel