Dikan'ny teny : amontana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo lehibe midoroboka, mitovitovy amin' ny aviavy saingy ny raviny no lehibe sy matevina kokoa, ny voany boribory sahala habe amin'ny ankiben-tongotra. Ny amontana sy ny aviavy dia fahita fahizay tamin' ny tanna nonenan'andriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel