Dikan'ny teny : ampahany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tapany, ilany: Misy ampahany amin'it>, lalana it? mbola tsy vita tsaamborifotsy ra. 1 Sasany: Nisy ampahany tamin'ny mpivory tsy nanaiky tsy nandà. Ahitsio
2 a.: Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin'ny kajy dia amin'ny alalan'ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin'ireo fizarazarana, oh. 3/7, ampahany milaza fa nozalaina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel