Dikan'ny teny : ampahibemaso

Hampiditra dikany vaovao
1 pin t.: Ankarihary, anoloan'ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany fa teo ampahibemaso tao. a F.-p.: Milaza ampahibemaAmpalesina na Ampalina (ampaly) mt. ih. (ampaleso, ampalio): Lamaina amin'ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza). 1 H. o.: Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany. ~ Fiten.: Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nain pales ma: enti-milaza o10-na roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra mise-ho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel