Dikan'ny teny : ampaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loka kanety ataon'ny ankizy: izay mahafaty dia maka ny kanetin'ny resy: Ampaka roa, / ampaka telo: kanety roa, telo no indray alain'ilay maharesy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel