Dikan'ny teny : ampalibe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo Inhibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel