Dikan'ny teny : ampamelomantokana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin'ny hitsin'ny no-no havia ihany koa, izany hoe telon-jehy sy sasany na voantondro roa amby efapolo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel