Dikan'ny teny : ampamoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanadinana fakana am-bavany, fanadihadiana, famotopotorana, f amakafakana: Nampanao ampamoaka momba ilay halatra omaly tao amin'ny Tranombola ny fanjakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel