Dikan'ny teny : ampandraofana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Halavandrefy hatreo an-tendrondrantsantanana ka hatramin' ny afovoan'ny felatanana, izany hoe mitovy amin'ny antsasa-jehy na voantondro enina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel