Dikan'ny teny : ampanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo madinika maniry eny an-tanety somary misy fasika; ny raviny mizarazara maro madinika. Ahitsio
2 ft.: Fitoriana olona ho nanao ratsy. - t.i.f.: ampangaina, voampanga / miampanga, fiampanga, mpiampanga / iampangana, fiampangana / mahampanga. ? F.-p.: Ampanga fisaka: fiampangana miharo fanendrikendrehana, hasomparana; / ampanga lainga: fiampangana mifototra amin'ny lainga; / ampanga vilana: fiampangana mihoa-pampana; / miampanga tena: miaiky ny hadisoan'ny tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel