Dikan'ny teny : ampanjatoana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ampiravahana a.: Halavan-drefy hatreo an-tendron - drantsantanana ka hatramin'ny fisasahan'ny lanton-tsandry, izay matetika fasiana ny firavaka amin' ny tanana (mitovy amin'ny irain-jehy sy sasany, na voantondro valo ambin'ny folo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel