Dikan'ny teny : ampanondro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana ilazana ny tadim-baliha ka ilay anaovana ny feo saikiny indrindra no lazaina amin'izany, mifanohitra amin'ny domatina izay ilazana ny feo beso ambany indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel