Dikan'ny teny : amparina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ampatra), mt. ih. (amparo): Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an'efitra atsimo ao aloha io marary io. 0 h.o.: Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin'ny teny nataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel