Dikan'ny teny : ampatra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao izay tiana. - t.i.f.: amparina, voampatra / miampatra, fiampatra, mpiampatra 1 iamparana, fiamparana / manampatra, fanampatra, mpanampatra 1 anamparana, fanamparana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel