Dikan'ny teny : ampela

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a.: Rivotra avy andre fana. Ahitsio
2 a.: Zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany 1-lany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina. Ahitsio
3 (ft.-p.) a.: VehivavY, ttovovavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel