Dikan'ny teny : ampiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ampy), mt. ih. (ampio): Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra it? lambako it? fa kely loatra. / Ampio sira ny laoka fa matsatso. ? Omena hery fanohanana amin'ny° asa atao: Ampio aho fa tsy zakako it9 entana it?. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel