Dikan'ny teny : ampiantany

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ampentany a,: Tefy tany na bainga izay toy izao no fanaovana azy: atao feta ohatra ny fanaovana rindrina ilay izy, dia avela ho maina, ary rehefa maina dia ampiana tany hafa indray, ary dia toy izany hatrany, ka izany no nahatonga ny anarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel