Dikan'ny teny : ampify

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza hevitra fifitsahana amin'ny toerana iray mba tsy hiseho be loatra ny tena. - t.i.f.: ampifina, voampify, tafampify 1 miampify, fiampify, mpiampify / iampifiana, fiampifiana / manampify, fanampify, mpanampify 1 anampifiana, fanampifiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel