Dikan'ny teny : ampinga

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Hazo boribory toy ny sahafa kely, nrafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin'ny tombo-defona. - F,-p,: Asampinga: na marakely: matson'ny ankizy manao fiaraha-mihetsika amin' ny ampinga sy hazo kely toa tehina solo-na lefona; / uoaka ampinga: enti-milaza andiam-batan-dehilahy mivoaka manao rodobe mitondra lefona sy ampinga toa manao fampisehoan-kery; / mipiaka ampinga: miroso hiady (mifanohitra aminy: milavo lefona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel