Dikan'ny teny : ampirina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazandrano kely madinika noho ny toho. Ahitsio
2 ft.: Enti-milaza hevitra roa: Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin' ny toerany avy. • Fitehirizana, firaketana. - t.i.f.: ampirimina, voampirina / mampirina, fampirina, mpampirina / ampirimana, fampirimana / manampirina, fanampirina, mpanampirina 1 anampirimana, fanampirimana / miampirina, fiampirina, mpiampirina 1 mimpirina 1 mahampirina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel