Dikan'ny teny : ampitso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza ny andro manaraka n? andro itenenana na ny andro tannin-na: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson'ny nandehanany. • h. Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany. • p. mt.: Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin'ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, - t.i.f•: rahampitso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel