Dikan'ny teny : ampoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka. Ahitsio
2 p. t.: Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano. • Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao! - t.i.f.: ampohana, voampoka 1 manampoka, fanampoka 1 anampohana, fanampohana / miampoka 1 mahampoka. - F.-p.: Manampoka aina: manao izay hahafa-diana, hahafa-po; / olona tsy ampoka: olona tsy manjary, vetaveta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel