Dikan'ny teny : amponga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin'ny hazo kely atao hoe fiuety, ka mahatonga feo mikarantsana na midobodoboka. - t.i.f.: ampongaina / manamponga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel