Dikan'ny teny : ampongabe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Amponga misy hoditra roa, velezin'ny tanana havanana amin'ny tsorakazo sahabo ho vehana nasiana lamba bokony eo amin' ny tendrony ilany; ampiarahina mandrakariva amin'ny langorona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel