Dikan'ny teny : ampongabendanitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. pomegranate) a.: Hazo lehibebe mitondra voankazo sahalahala habe amin'ny paoma; ny raviny ataon'ny olona ody kibo raha mivalana, ary ny fakany mamono sakoitra (Dunica granatum). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel