Dikan'ny teny : ampongantsofina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Elabakaka manampina ny fara vodin' ny fantson'ny tadiny ka mamindra ny fipaipaikan'ny rivotra voahetsiky ny feo amin'ny hozatra mankany amin'ny atidoha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel