Dikan'ny teny : ampongatany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Atao koa hoe Amponga fan drotrarana: fandrotrarana mihenjana amin'ny tsatoka kely anankiroa no aingain'ny tapa-kazo kely eo ambonin'ny lavaka voarakotra tain'omby maina ary dia velezina amin'ny rantsan-kazo kely anankiroa. (Kilalaon'ny ankizy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel