Dikan'ny teny : an-kamehana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka tsy faly aho. ? Batemy an-kamehana: Batemy tsorina dia tsorina, tsy asiana ny fombafomba rehetra, noho ny hamehana fa marary ny zaza na atahorana ho tsy azo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel