Dikan'ny teny : an-kilahila

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Eo amin'ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila it? misy antsika id) ka sarotra ananganan-day. ? Toerana tsy mampiorin-tsaina: An-kilahila ny fiainan-dRakoto amin'izao fotoana tsy ahitany asa izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel